Tags: Faits-Divers : Ambohimangakely ; Kia Sorento; grenat; By Pass; Alasora; polisy

Omaly antoandro no niseho ny halatra fiara 4X4 iray marika Kia Sorento miloko “grenat” teny amin’ny faritra Ambohimangakely. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa fiara hamidy izy io ary nanao andrana ny mpividy omaly. Nijanona teny Ambohimangakely ary nandeha vetivety nivoaka ny tompony. Vao dify kely anefa izy dia nentin’ireo voalaza fa mpividy nirifatra ny fiara.…