Tags: Faits-Divers : Ampasampito; jiolahy; basy

Ny marainan’ny alatsinainy tamin’ny 2 ora sy sasany, tokantrano roa no notafihan’ny jiolahy miisa telo mirongo basy sy antsy teny Ampasampito. Ireo no niditra ny trano fa voalaza koa fa nisy hafa niandry tany ivelany. Vokany, lasan’ireo mpangalatra avokoa ny vola, volamena, fitaovana sarobidy maro samy hafa, toy ny “décodeur”, ordinatera fitondra ary zavatra hafa.…