Tags: Faits-Divers : Ampefy; maty

Loza namoizana ain’olona tao amin’ny farihin ‘Itasy, ny alahady lasa teo, tokony ho tamin’ny 8 ora alina. Nisy olona telo avy amin’ny tananan’Ankaditiahena ka handeha ho any Ampefy. Nivadika anefa ny lakana ka latsaka tany anaty rano ireo mpandeha. Rehefa samy niezaka namonjy ny tenany dia tonga teny amin’ny sisin’ny rano ihany ny roa, fa…