Tags: Faits-Divers : Androndra ;Maçon; hopitaly

Teo am-panatontosana ny asany izy no niharan-doza. Niakatra tany amin’ny tafotrano ity lehilahy mpanao trano ity. Teo am-pihanihana izy no naharay “fil” tampoka, io anefa dia mitondra herinaratra matanjaka (courant force). Natsipin’izany avy teny ambony teny izy. Roa arak’izany fahavoazana : ny herinaratra nihinana azy ary koa ny fianjerana avy eny ambony. Torana tsy nahatsiaro…