Tags: Faits-Divers : Antananarivo; Isotry; Ambondrona; Ivandry

Zavatra tsy dia mbola fahita eto an-drenivohitra izay niseho omaly. Araka ny loharaom-baovao voaray teo anivon’ny mpamonjy voina, olona hatrany amin’ny dimy no indray nila famonjena ary tsy maintsy naterina haingana tany amin’ny trano fitsaboana. Voalaza fa narary teny an-dàlana avokoa izy ireo. Lehilahy ny ankamaroany. Izay fototr’aretina aloha tsy fantatra mazava. Ny maraina, olona…