Tags: Faits-Divers : Belza; Antsirabe; vazaha

Ny alakamisy 12 desambra lasa teo no niakatra Fitsarana ilay teratany vahiny, Belza, nanakorontana sy nandratra ny tompon’andrakitra iray tamin’ny toeram-pisakafoanana iray fantan-daza eto Antsirabe. Voasazy handoa onitra ity vazaha ity, izay no didy nivoaka taorian’ny fitsarana azy. Raha tsiahivina dia nisakafo tao amin’ny toerana fisakafoanana sady fialam-boly ity teratany belza ity. Tsy hay anefa…