Tags: Faits-Divers : Bezaha; Betioky ;Dauphin

Voasambotra ny alatsinainy heriny teo rehefa nokarohina nandritra ny fotoana ela ilay lehilahy iray voalaza fa namono nahafaty ny sefo fokontanin’i Sakamalio any Bezaha, distrikan’i Betioky Atsimo, faritra Atsimo Andrefana, ny 23 mey lasa teo, ary natolotra ny fitsarana. Iny nisakafo maraina iny ity sefo fokontany ity no notifirin’i Dauphin ka maty tsy tra-drano. Tsy…