Tags: Faits-Divers : Bongatsara;Ambohinarivo; Antsahabe; basy; lecteur DVD; ordinateur portable; Zandary ;jiolahy ;hopitaly

Nanohitra ny tao an-trano ka novelesin’ireo jiolahy tamin’ny vatan-kazo. Tokantrano roa samihafa no indray notafihan’ny olon-dratsy afak’omaly tao amin’ny kaominina Bongatsara. Tao amin’ny tanàna atao hoe Ambohinarivo, ao amin’ny  fokontany Antsahabe, ao amin’ny kaomina ambanivohitra Bongatsara – Amboanjobe no nisehoan’ izany. Tokony ho tamin’ny 10 ora alina tany ho any ireo olon-dratsy no tonga tao…