Tags: Faits-Divers : hopitaly ;Karana; jeneraly

Nentina teny amin’ny hopitaly izy rehefa voadaroky ny vadiny. Karana vavy iray, renim-pianakaviana, no niharan’izany. Ny tena antony raha araka ny vaovao azo dia sady mampirafy ilay vadiny no mbola mamono ihany koa. Efa nandritra ny telo taona no nanana olon-tiana ivelan’ny tokantrano ilay rangahy, raha ny tantara tsotsotra. Niaritra izany hatrany ilay vadiny. Niitatra…