Tags: Faits-Divers : maty ;Begisa; Beseva; Madirovalo; Zama; fokontany ;zandary; CSB II

Olona 8 naratra mafy ary Zama iray maty voatifitra. Io no vokatry ny fifandonana nitranga tao Begisa, fokontany Beseva, ao Madirovalo, ny faran’ny herinandro teo. Nisy Zama telolahy tonga saika handroba ny fokontany rehefa nolazainy fa tsy nahaloa ny karaman’izy ireo. Nanohitra ny fokonolona ka 8 tamin’izy ireo no naratra voatsatoka antsy sy voavely kibay.…