Tratran’ny polisim-pirenena am-bodiomby teo am-pandrasana ny hena ireo mpangalatr’omby roalahy niaraka tamin’ireo fitaovana nentina nanatanterahana ny asa ratsiny, toy ny biskileta sy ny karazana antsy. Noho ny fiaraha-miasa tamin’ny olon-tsotra, tao Mahazina fokontany iray ao Befotsy kaominin’Ambohibary 08km miala an’i Moramanga no toerana nahaverezany, ary tany Moramanga no nahatrarana azy ireo. Efa talohan’ny fetin’ny Noely…