Tags: Faits-Divers :polisy ;Toliara; jiolahy ;basy

Toliara : Iray maty voatifitra, 14 voasambotra

Nahitam-bokany indray ny ezaka sy ny hetsiky ny polisy tao Toliara,amin’ny famongorana ireo olon-dratsy vokatry ny fiaraha-miasa matotra tamin’ny fokonolona. Ny alarobia lasa teo dia jiolahy 14 ao anaty tambazotra matanjaka roa no voasambotra niaraka tamin’ny fitaovam-piadiana toy ny basy vita gasy sy ny maro hafa. Malaza ratsy amin’ny famakiana trano sy ny fandrobana fananan’olona…