Tags: Faits-Divers : Port Bergé; Ambatomay; kolonely

Noho ny resaka olana amin’ny ady tany dia nosamborin’ny polisy avy ao Port Bergé ny olona efatra ( lehilahy telo sy vehivavy iray) izay monina ao Ambatomay, ny alatsinainy lasa teo, tokony ho tamin’ny 10 ora maraina, mba hanaovana famotorana. Tsy faly tamin’izany anefa ny vahoaka sasantsasany tao an-toerana ka tonga nitokona sy nilanaja sora-baventy…