Tags: Faits-Divers : Soamanandrariny; Dr Andrianarison Harinaina Olivier

Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny alarobia 18 desambra 2013 ny « Poste avancé » ‘ny zandarimariam-pirenena ao Soamanandrariny, fokontany iray anisan’ny be mponina indrindra ao anatin’ny kaominina Ambohimangakely. Antony manokana nananganana ity « poste avancé » vaovao ity ny hanatonan’ireo mpitandro filaminana ny vahoaka, mba hahafahan’izy ireo mamonjy ara-potoana raha sendra misy fanafihan-jiolahy. Vola mitentina 10 tapitrisa ariary eo…