Tags: Faits-Divers : Soarano ;polisy ;Analakely; chèque

Tena mirongatra ny harom-paosy eny amin’ny faritra Analakely sy Soarano iny, amin’izao maha maro mpiantsena izao. Ny talata lasa teo, tanora roalahy tena mbola kely taona tokoa no tratra nangarona paosina polisy manao fanamiana olon-tsotra teny Soarano amin’ilay toerana be mpandeha iny. Marihana fa miasa amin’iny faritra iny ireo mpitandro filaminana ireo. Sendra ny tsy…