Tags: Faits-Divers : Taolagnaro; Biscuits; bonbon; dibera; DRC-Anôsy

“Biscuits, bonbon” isankarazany ary dibera no tra-tehaky ny tomponandraikitry ny fanarahamason’ny varotra”DRC-Anôsy” ny Talata teo, tao amin’ny toeram-pivarontana. Magazay ana teratany karana iray tao Tanambao. Fanomezam-baovao avy tamin’ny mpanjifa iray narary kibo vokatry ny fihinana dibera novidina tao amin’ity labotika ity ny nahafantarana sy nahatratrarana an’ilay karana. Ity farany izay efa matetika no mivarotra entana…