Manodidina ny tamin’ny fito ora hariva teo omaly, tao anatin’ny oram-be nikija no nidiran-doza ireto mpirahavavy. Nidiran’ny varatra tao amin’ny trano hofain’izy ireo tetsy Mandrangombato. Tao amin’ny tompon-trano, tao ambony rihana no niditra ny varatra.” Zavatra boribory menabe no hitako ary dia tsy tafahetsika aho raha nahatazana an’izany mandeha aty amiko. Teo amin’ny tongotro izy…