Tags: Fanafihan-jiolah

67 HA Atsimo : Fanafihan-jiolahy indimy nisesy

Raha somary nangigina ny asan- jiolahy   manodidina iny fariitry 67 ha atsimo iny ka mihazo an’ Andohatapenaka iny, nandritra ny fotoana vitsivitsy, vokatrin’ny paikady napetraky ny mpitandro filaminana. Tsapa tato ho ato,fa miverina mahazo vahana indray ny asa ratsin’ireo olon-dratsy. Ny alin’ny 30 desambra hifoha 31 desambra lasa teo, dia nitrangana fanafihan-jiolahy indimy misesy iny…