Tags: Fanafihana mpiantra

Mpianatra 6 no naratra ny alakamisy teo, vokatry ny fanafihana ny CEG PK 3. Voatsindrona antsy avokoa izy ireo. Tokony ho tamin’ny 9 ora maraina no nitrangan’io fanafihana io, raha variana tamin’ny fitokonan’ny mpianatry ny oniversité ny mpitandro ny filaminana. Araka ny fanadihadiana natao tamin’ny mpampianatra dia efa nisy andian-jatovo efa nihaodihaody teo amin’ny sekoly…