Tags: fanapoahana grenady

Loharanom-baovao akaiky ny mpanao fanadihadiana no nahafantarana omaly fa efa misy olona valo nohenoina tao anatin’izay andro vitsivitsy izay, momba ny fanapoahana grenady tetsy Anosikely. Etsy amin’ny tobin’ny zandary etsy Betongolo no mandeha ny fanadihadiana. Raha ny tsilian-tsofina re dia olona akaiky ny kandida iray ho filoham-pirenena ireo olona nohenoina ireo. Tsy voatery hoe tompon’andraikitra…