Tags: Fenerive Est

Ces derniers temps, les trafics des bois de rose occupent le devant de la scène dans le pays. Dimanche dernier, un saisi record a été opéré au large de la ville de Fénérive-Est où 2 023 rondins de ce bois précieux ont été découverts dans un bateau, plus précisément, grâce à une panne technique de…

Produits de pêche : Consommation en légère baisse chez les Tananariviens

Plusieurs poissonniers de quartier dans la capitale constatent depuis une dizaine de jours une légère baisse de leurs ventes journalières de poissons de mer. Les consommateurs tananariviens seraient-ils moins enthousiastes à consommer du poisson ou d’autres produits de pêche ? En tout cas, le constat des poissonniers, notamment ceux dans ou proches des marchés de quartier,…

Araka ny vaovao azo avy any an-toerana dia fantatra izao fa niampy telo indray ny isan’ny olona namoy ny ainy vokatr’ilay fihinanana henan’antsantsa tany Mahasoa, Fenerive-Est. olona mpianaka ary iray trano ireto namoy ny ainy ireto. Efa andro vitsivitsy izay no efa tsy nahatsiaro tena izy ireo ary dia izao niafara tamin’ny fahafatesana izao. Na…

Araka ny vaovao farany azo avy any an-toerana dia tafakatra dimy amin’izao fotoana izao ny isan’ny olona namoy ny ainy vokatr’ilay fihinanana antsantsa tany Fenerive Atsinanana. Mbola misy amin’ireo marary tsaboina ao amin’ny hopitaly ihany koa no tsy mahatsiaro tena. Efa nidina tany an-toerana  ny tomponandraiki-panjakana nijery ifotony ny toe-draharaha, no sady nitondra fanampiana ho…