Tags: Fenoarivo

# – Arivonimamo. Potiky ny bala ny tananan’ilay lehilahy. Andian-jiolahy voalaza fa miisa hatrany amin’ny 20 no nanafika trano roa tany Manalalondo, any Arivonimamo, afak’omaly. Fivarotana ny iray tamin’ireo voatafika. Niditra nanao amboletra ireo mpangalatra. Nanapoaka basy izy ireo tamin’izay fotoana izay. Niantefan’ny bala ny raim-pianakaviana iray ary voa teo amin’ny sandriny, izay voalza fa…

Budget participatif : Constitution d’un réseau de 180 Communes, avec le FDL et le PGDI

Le système du Budget participatif est très efficace pour améliorer les réalisations en projets d’investissement au niveau des Communes, témoignent les maires expérimentés en la matière. Un atelier de constitution d’un réseau, et d’élaboration de plan d’actions, sera organisé le 10 et 11 avril 2014. Près de 180 Communes y participeront. Redevabilité, transparence et participation…

Fantatra ankehitriny fa miaramila miasa eo anivon’ny toby RTS ilay hita faty tao anaty rano tetsy Alakamisy-Fenoarivo. Rabenarivo Tahina no anarany  ary nivoaka tamin’ny andiany faha- 13 teo anivon’ny sekoly fianarana ho manamboninahitra lefitra izy. Raha ny fanazavana azo dia ny zoma lasa teo izy no nisy nahita farany, avy niasa alina ny alakamisy. Loharanom-baovao…

Fatin-dehilahy iray no hitan’ny olona tao amin’ny reniranon’Andromba, eny Alakamisy Fenoarivo, omaly tokony ho tany amin’ny 10 ora tany ho any. Olona sendra nandalo no nahita ny razana. Tonga dia niparitaka ny vaovao ary vetivety dia nitangorona ny mponina. Nisy ny nampandre ny mpitandro filaminana sy ny avy ao amin’ny fokontany. Rehefa tafakatra teny an-tanety…