Tags: Fisolokiana; MAPAR; arrondissement; 67 Ha; HAVANA ;Sabotsy Namehana; tetezamita

Fisolokiana : Roalahy misandoka ho olon’ny MAPAR, nisoloky mpivarotra

Tsy kely làlana ny ratsy ary misy ny mahay manararaotra ny fandehan-javatra hitadiavana vola Tamin’ny alatsinainy teo no nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny  7e arrondissement”  eny amin’ny 67 Ha, ny olona roa antsoina hoe R. Karl sy F. Arson mikasika asa fisolokiana. Tamin’izany zavatra nataony izany dia nisandoka ho olona akaiky ny Filohan’ny Tetezamita sy…