Tags: fitsaram-bahoaka

Nahare antsovonjy ny mponina teny Antanimena omaly alina tokony ho tamin’ny 9 ora. Maro no sahy nivoaka ny trano avy hatrany, satria tsy mbola natory. Teny an-dàlana ihany koa, mboloa nisy mpandalo vitsivitsy. Mpanendaka telolahy no nifanenjehana tamin’izay. Tafaporitsaka ny roa fa voasambotra kosa ny iray. Avy hatrany dia niharan’ny daroka teo ity farany ity.…