Tags: FJKM Ambohitrarahaba

Mankalaza ny faha-20 taona niorenany ny SAMPATI Tsinjo ao amin’ny FJKM Ambohitrarahaba amin’ity taona 2014 ity. Ny alahady 6 aprily teo ny ivon’ny fankalazana ary nitrotroana am-bavaka ny hoavin’ity sampana ity. Mbola maro ny hetsika hotanterahina ka anisan’izany ny foran-daolao, tafika masina, fisindana miaraka amin’ny beazina ary lasin-jaobily izay hotanterahina any Mahajanga. Ny teny faneva…