Tags: Gargote voatafika

Telo ka hatramin’ny dimy lahy no isan’ny mpanafika. Mitam-basy izy ireo nefa dia hala-botry no notontosaina. Novakiana ilay trano fivarotana hani-masaka, izay sady fipetrahan’ny mpivarotra sy ny ankohonany ihany koa. Omaly manodidina ny tamin’ny telo ora sy sasany maraina no nisian’ity vaky trano nampiasaina fitaovam-piadiana ity, tetsy Andavamamba. Lasa ny vola maty indray andro, ny…