Tags: Gasy nosamborona

Mayotte : Gasy 22 isa nosamborin’ny zandary tany an-toerana

Sambokely “kwass”, irony fampiasa ao Mahajanga sy Nosy-Be irony, no nentin’ny olona 22 isa, Malagasy, nankany amin’ny nosy rahavavy Mayotte. Mbola nisy rongony koa… Nosamborina ireo olona 22 izay nolazain’ny mpitandro ny filaminana any an-toerana, ny marimarina kokoa ny zandary frantsay, fa nikasa hitsoa-ponenana any Mayotte. Niampy ny vesatra ho an’ireo olona ireo rehefa mbola…