Tags: hanondrana sokatra

Ivato : Lehilahy saika hanondrana sokatra 127 tratra

Lehilahy iray teratany malagasy no tratran’ny polisy misahana ny lafin-tany teny Ivato, saika hanondrana sokatra miisa 127 antsokosoko any ivelany. Omaly faha 11 martsa no nahasaronana ity fanondranana tsy ara-dàlana ity. Saika handray ny zotram-piaramanidina ho any Naorobi ity olona ity. Tamin’ny fisavana ny entany nampandalovina scanner no nahitana ireo biby ireo. Natao tao anaty…