Tags: hita faty

Fantatra ankehitriny fa miaramila miasa eo anivon’ny toby RTS ilay hita faty tao anaty rano tetsy Alakamisy-Fenoarivo. Rabenarivo Tahina no anarany  ary nivoaka tamin’ny andiany faha- 13 teo anivon’ny sekoly fianarana ho manamboninahitra lefitra izy. Raha ny fanazavana azo dia ny zoma lasa teo izy no nisy nahita farany, avy niasa alina ny alakamisy. Loharanom-baovao…

Ankasina : Mpangalatra nitsoraka tany anaty rano, hita faty omaly

Namoizany ny ain-dehibe ny nitsambikinany tany anaty rano. Natahotra ny fitsaram-bahoaka izy Ny alin’ny alarobia teo, nisy lehilahy iray nangalatra teny amin’ny faritra Ankasina tsy lavitra ny 67 Ha. Henon’ny olona tsara ary nisy nahita ny fihetsiny ka raikitra ny antso vonjy , ny akora lava narahina fanenjehana azy io. Efa maizina ny andro tamin’izay.…

Omaly maraina be no nahitan’ny olona lehilahy iray nivalampatra tsy lavitra ny tsenan’Isotry.  Olona handeha hamoa fivarotana no nahita azy io. Nahafantatra azy ary niezaka ny namoha. Tsy nihetsika intsony anefa ilay izy. Rehefa nojerena akiaky, hay efa tsy nisy aina intsony. Nitangorona ny olona ary dia nahafantatra an’ity lehilahy maty ity avokoa. Mpiambina tsena…