Tags: hopitaly

Valizy diplomatika no lasan’ny olon-dratsy. Antontan-taratasy maro momba ny asa no tao anatiny, raha araka ny fantatra. Voatery nentina teny amin’ny hopitaly ny naratra. Tokony ho tamin’ny valo ora alina teo, afak’omaly, no nisy nanendaka ny lehilahy iray, teratany frantsay, izay miasa eo anivon’ny masoivoho frantsay. Nisy roalahy nanaraka izy ary rehefa dify tetsy ambanimbany,…

Zavatra tsy heverina ho inona amin’izao fotoana izao dia mampirehitra ny hatezeran’ny olona. Tsy hay tohaina izany rehefa mitraotra Ny sabotsy hariva tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany, fiara 4X4 iray no nandona mpandeha an-tongotra roa naira-dalana teny Ambohimarina Ambatondrazaka. Mafy ny dona, hoy ireo izay nahita. Vokany, maty teo no ho eo ny…

Tao Antaratasy no nitrangana faharariana vokatry ny fihinana antsantsa. olona 5 no voalaza fa narary tamin’ izany ka isan’izany ny rangahy 60 taona sy ny zanany iray ary vehivavy sy zanany 2 hafa koa. Marihina fa ireo izay nihinana ny lohany sy ny taovany ireto narary ireto. Ny roa volohany moa dia notsaboina  tao amin’…