Tags: hoy ny zandary

« Lundi noir » : Dadafara no lasibatra voalohany, hoy ny zandary

Misy mikasa hanakorontana anio ary nivory teny Ambohimanarina izy ireo tamn’ny faran’ny herinandro, raha ny filazan’ny mpitandro ny filaminana. “Araka ny vaovao na ‘renseignements’ » voaray eo anivon’ny mpitandro filaminana dia nisy fivoriana notanterahan’ny “zanak’i dada” teny Ambohimanarina…Tapak’izy ireo nandritra izany fivoriana izany fa hatao « lundi noir » ny alatsinainy 06 janoary 2014 (anio izany)…Tranon’ny kandida ho…