Araka ny tatitra nataon’ny “Huissier de Justice” eto Sambava dia nalaina ramatoa iray tompon’ andramena avy any Antalaha tamin’ny 24 janoary 2014 mba hanatanteraka ny didim-pitsarana N°493 nivoaka tamin’ny 04/06/2012. Nodidian’ny mpitsara ao amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany ao Antalaha mantsy ny famoahana ireo andramena 298 voalaza ao anatin’ny “grosse” ireo. Tao amin’ny tobin’ny miaramila BLIG…