Tags: Imerintsiatosika

Lundi de Pâques en chanson : La fête avec Rossy à l’espace Soatiana

C’est un lundi de Pâques parfaitement divertissant que l’Espace Soatiana, un vaste centre de loisirs à Imerintsiatosika propose à ceux qui ont envie de s’évader en dehors de la capitale. La fête sera au rendez-vous avec le groupe Rossy qui va offrir un show de toute beauté en début d’après-midi. Le roi du « mitapolaka » nous…

Nitambatra nanery an’ity vehivavy iray ny olona teo an-tanàna vao nilaza ny tena marina izy. Zaza vao teraka, araka ny vaovao voaray, no nariany tany anaty gabone. Tsy nisy nahatsikaritra izany ny mponina. Mahina hatrany anefa ny rehetra rehefa nahita an’ity vehivavy iray bevohoaka ary teraka nefa tsy hita mihitsy ilay zaza naterany. Tamin’ny voalohany,…