Tags: indray naiditra hopitaly

Olona iray trano, ao anatin’ny fianakaviana iray, no indray naiditra hopitaly. Ny anton’izany dia noho ny fihinanana sakafo izay ahiana ho ratsy ny menaka nampiasaina. Nanomboka tamin’ny enina ora hariva ka hatramin’ny sivy ora alina, afakomaly, no notaterina tsikelikely tao amin’ny hopitaly Hjra ireo olona. Tao ny lehibe, tao ny ankizy kely. Ny marina dia…