Tranga roa mitovy tanteraka, ankoatra ny toerana nisehoany no isan’ny nanamarika ny trangam-piaraha-monina tamin’ny faran’ny herinandro. Na tetsy Andohatapenaka na tetsy Anosy dia samy nahafaty olona ny lozam-pifamoivoizana. Mbola nampitovy ireo tranga roa ireo ihany koa ny samy nitsoahan’ny mpamily niaraka tamin’ny fiarany rehefa niseho ny loza. Voalohany, ny harivan’ny alahady teo, tokony ho tamin’ny…
Tags: Itaosy
Journée mondiale de l’autisme : Enfant autiste, une éducation hors de portée
La célébration de la journée mondiale de l’autisme s’est déroulée hier à l’Hôtel de Ville à Analakely. Une occasion d’attirer l’attention de l’opinion publique sur cet état peu ordinaire qui touche certains enfants. Une grand-mère raconte ses joies avec ses quatre petits-fils, tous autistes. Elle-même a donné naissance à deux filles, toutes autistes. Ses enfants…
Tapatapany
# Betongolo. Zaza nilalao maty nianjera. Omaly dia zazalahy kely iray, 5 taona, nilalao teo an-tokotany, teny Betongolo, no fantatra fa namoy ny ainy vokatry ny fianjerany. Ny vaovao no nahalalana fa raha variana nilalao tamin’ny toerana kisilasila ity zaza ity dia nibolisatra ary nikodia. Mahatratra 2 metatra ny toerana nianjerany. Nidona tamina andrintany ny…
Jeu d’échecs interscolaire : Prochain rendez-vous le 1er mai
Rideau sur la 3e édition du tournoi interscolaire qui s’est tenu le 29 mars 2014. Plus de 80 enfants y ont participé. L’école Claire de Lune a encore une fois accueilli ce tournoi pour enfant organisé par les animateurs scolaires en collaboration avec la fédération. Beaucoup d’efforts sont maintenant effectués du côté des écoles, des…
Solo Paingotra : Vao nivoaka teny Tsiafahy dia nandroba indray !
Vonoan’olona, fanafihana mitam-basy. Roa taona taty aoriana, avy eny Tsiafahy, dia efa iny indray ity jiolahy ity fa niverina amin’ny asaratsiny… Anarana efa tsy zoviana amin’ny faritr’Itaosy sy Ambohidrapeto iny I Solo Paingotra. Ny antony dia efa betsaka ny nahita faisana tamin’ny asaratsy nataony. Tao no voatifitra, ny voatsatoka antsy, ny voaroba trano. Isan’izay ilay…
Journées du Tourisme Soutenable : Des projets innovants à l’honneur
Les étudiants en 3e année en Licence Professionnelle de l’Institut National de Tourisme et de l’Hôtellerie regroupés au sein de l’Association Mihary organise du 3 au 5 avril prochain les Journées du Tourisme Soutenable au Country House à Avarabohitra Itaosy. « L’objectif de cet événement est de présenter des projets innovants créés par ces étudiants tout…
Itaosy : Grogne contre la Cnaps
Grandes émotions et beaucoup de désarroi hier à Itaosy, où des écoles privées ont du fermer leurs portes et attendre la vente de leurs biens à cause du non paiement des cotisations à la Cnaps. Selon les directrices de ces écoles, la Cnaps a effectivement émis des lettres de rappel quant au paiement de ces…
Itaosy : Mpangalatra misandoka ho mpiasan’ny JIRAMA
Lehilahy telo no niditra tao amin’ity tokan-trano iray ny alatsinainy maraina teo tao amin’ny fokontany Behenjy akaikin’ny volvo. Nandondona tahak’ireny mpanatitra faktiora sy mpijery kaontera ireny izy telo lahy, ny nahavariana anefa dia nitsofoka nankany amin’ny efitrano tsirairay izy telo lahy ary nanaramaso ny fandehan’ny fil isaky ny efitrano, teo am-pitetezana ny efitra anefa dia…
Itaosy : Ankizy vavy efatra tsy ampy taona tsy hita avy namonjy “bal des jeunes”
Velon-tebiteby ny ray aman-dreny, indrindra ireo manana vavy kely ny amin’ny fakampanahy maro mahazo azy ireny. Nahazo fitarainana ny zandary eny Itaosy, fa nandritra ny iray volana dia misy olona tonga milaza fa nisy zaza tsy ampy taona very na tsy mody an-trano foana teny amin’ny manodidina. Ny farany teo izao dia ankizy vavy vao…
Pétanque CBI : Honorus et Mamy bons pour St Paul !
Le verdict du concours du Club Bouliste Itaosy, du week-end à Ankatso, a été conforme à la logique avec le sacre de Honorus associé au jeune tireur de Betafo du nom de Mamy. Un duo d’exception qui fera, foi du CBI, figure d’épouvantail au tournoi de St Paul. Le grand Honorus a encore une fois…