Tags: Jiolahy tratra

Mirongatra ny asan-jiolahy, tsy andro tsy alina fa dia miseho lany hatrany ny fandrobana sy vaky trano Tsy afaka nihetsika fa dia noraism-potsiny ireto olona roalahy namaky trano teny Ambatolampy Ambohimanarina. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa tamin’io 9 ora omaly maraina no nanaovany izany. Tsy tao ny tompon-trano tamin’izay ary dia izany no nohararaotin’ireo mpangalatra.…