Tags: KFMFP

Isan-taona dia manamarika ny herinandrom-bokany ny Komitin’ny Fiangonana Manambatra Fanomezam-pahasoavana (KFMFP) ao amin’ny FJKM Amparibe Famonjena. Anio hariva 13 febroary 2014 manomboka amin’ny 6ora hariva dia hovoaboasana ny hoe “Kristiana mitantana olona : inona no fenitra? Hatraiza ny fandeferana ?”, izay andraisan-dRamatoa Rakotonarivo Olivia, Talen’ny “Centre  de Formation des Ressources Humaines” sy Andriamatoa Rakotoarivony Hubert,…