Tags: Kidnapping karàna

Hatramin’ny omaly, raha araka ny vaovao nampitaina taminay, dia tsy mbola nisy serasera teo amin’ireo mpaka an-keriny sy ny havan’ilay karàna voakasika. Paika iray izay entin’ireo olon-dratsy mampiakatra ny vola takalon’aina ihany izany raha araka ny fanazavan’ny mpitandro ny filaminana nanontanianay. Raha ny fantatra dia rahalahin’ny lehiben’ny fikambanana karàna iray ngeza eto an-drenivohitra ilay nisy…