Tags: kilan’ny afo

Antanimena : Hain-trano, ramatoa lehibe 60 taona maty kilan’ny afo

Nisehoana hain-trano roa teto amin’ny faritry ny renivohitra, omaly. Tsy mbola fantatra izay antony nahatonga izany hatramin’izao Ramatoa lehibe iray 60 taona no fantatra fa maty may kilan’ny afo tetsy Ambohibary Antanimena, omaly. Nirehitra mantsy ny trano nipetrahany. Tokony ho tany amin’ny 1 ora sy sasany tany ho any, taitra ny manodidina nahita setroka be…

# – BEALANANA. Ady tany niteraka fifandonana teo amin’ny fokonolona. Noho ny resaka ady tany dia raikitra ny fifandoana teo amin’ny fokonolona tao Marovato – Beanjezika, Bealanana. Voatery niditra an-tsehatra ny mpitandro filaminana nandamina ny raharaha. Tapaka fa tsy misy mahazo mampiasa ny tany mandrapahatongan’ny manampahefana avy aty Antananarivo. # – BRICKAVILLE. Trano 82 kilan’ny…