Tags: lozam-pifamoivoizana

Lozam-pifamoivoizana mahatsiravina no niseho ny maraina tokony ho tamin’ny valo ora, ny alakamisy faha 03 aprily, teo amin’ny PK4 eo Tangaina, miala kely an’i Moramanga,lalam-pirenena faha-2. Roa lahy niara-nitaingina moto avy any atsinanana no nifanena tamin’ny kamiao mpitondra solika avy any andrefana. Tsy azo nialana ny loza. Tafatsofoka tao ambanin’ilay fiara vaventy ireo roa lahy…

Ny alahady 2 martsa 2014 tamin’ny 05ora sy sasany tolakandro,eo avaratra kely tsy lavitra ny restaurant        Etoile Rouge no nahafatesan’olona roa : zaza iray 3taona izay napetraky ny renibeny amin’ny sisin-dàlana sy tovolahy 19 taona nitaingina bisikilety. Vokatry ny firimorimon’ny fiara nentin’olona avy nisotro toaka. Ny mponina vitsivitsy mipetraka manakaiky ny làlana nandalovan’ilay fiara ka nanontanianay…

#  RN 7. Lozam-pifamoivoizana. Nisehoana lozam-pifamoivoizana tamin’ny lalam-pirenena faha-7 tamin’ny alatsinainy lasa teo. Teo amin’ny toerana antsoina hoe Vohitsoa Ambohibary. Fiara Mazda iray no nikasa hisongona “camion”. Tsy nahavita izany mihitsy anefa ny mpamily ilay fiara kely ka nivadika ny niafarany. Vokany olona roa no naratra ka anisan’izany ny mpamily izay tena voa mafy. Ilay…

Digue : Lozam-pifamoivoizana hafa indray

Raha misy ny toerana be lozam-pifamoivoizana indrindra tato ho ato dia eny amin’ny làlana Digue. Omaly dia fitohanana be no nateraky ny fifandonan’ny fiara mitondra ny marika BMW tamin’ny “taxi-be”. Potika tanteraka ny lohan’ilay fiara kely ary tavela teo afivoan’ny arabe . Nisy ny naratra vokatr’ity lozam-pifamoivoizana ity ka nentina haingana teny amin’ny hopitaly mba…

# –  « Route digue »- Nisy lozam-pifamoivoizana iray hafa indray. Nidona tamin’ny “poteau” ny fiara marika Peugeot 405 iray ary naratra ny mpamily. Nisy fiara avy any amin’ny ilany ary jambenan’ny jiro nampiasain’io izy ka izay no nahatonga ny loza, raha araka ny fanazavana azo. # – “Kidnapping” any ambanivohitra. Tsy vitan’ny manafika sy mangalatr’omby fotsiny…