Tags: Mahajanga Fitokonana

Tao amin’ny EPP  Fiofio no nitokona ireo ray aman-drenin’ny mpianatra, raha vao nahafantatra ny famindrana toerana mpampianatra FRAM sivy, avy hatrany dia nandray ny andraikiny ny tomponandraikitra ka ny fito efa tafaverina fa ny roa kosa mbola tavela any amin’ny faritra nandefasana azy ireo hiasa, ary mbola miady mafy ireo ray amn-drenin’ny mpianatra ireo ny…