Les Forces de l’ordre n’ont pas chômé ces derniers temps. Le week-end dernier et vers le début de cette semaine, un gang à moto et deux autres personnes ont été arrêtés par les forces de l’ordre. Le Marais Masay et Ivandry étaient le théâtre de ces interpellations. En tout, six personnes sont actuellement entre les…
Tags: Marais Masay
Analamahitsy : Fahatratrarana basy sy bala ary fitaovana maromaro hoentina manafika
Arifomba tokoa ny fitaovana entin’ireo jiolahy manafika Teny Analamahitsy, ny sabotsy lasa teo, no tratehaky ny zandary teny Analamahitsy Marais-Masay ny andian-jiolahy mitam-basy. Enina izy ireo no fantatra fa ao anin’ity tarika mpanao ratsy ity, araka ny loharanom-baovao. Jiolahy efatra no voasambotra fa ny roa kosa tafatsoaka. Vaovao azo avy amin’ny fitsongona dia tetsy sy…
Andranobevava : Jiolahy 4 saika hanafika sinoa voasambotry ny zandary
Tsy fantatra marina ny ahalalan’ny jiolahy ny toerana misy vola horobain’izy ireo Ny sabotsy lasa teo, tamin’ny 4 ora sy sasany tany ho any, nisahotaka ireo olona marobe tonga hanala azy teny Andranobevava, etsy amin’ny Marais Masay. Raikitra mantsy ny fisamborana jiolahy nataon’ny mpitandro filaminana. Ny vaovao voaray no nahalalana fa nahazo filazana ny zandary…
Marais Masay : Une odeur nauséabonde à cause des jacinthes d’eau fanées
Des hommes qui pêchent en plein jour où des jacinthes d’eau fanées non ramassés puent de part et d’autre de la chaussée, le Marais Masay perd son éclat. Dans ses efforts de vouloir ressembler à une grande capitale, la ville d’Antananarivo s’est dotée, depuis quelques années, de grandes infrastructures routières. Du côté du Marais Masay,…
Marais Masay Fatin-jaza kambana hita tao anaty “sachet”
Olona sendra nandalo no nahita ilay fonosana nipetraka teo amoron-drano. Mpitondra môtô sendra nandalo teny amin’ny toerana iny no nahatsikaritra an’izany voalohany, omaly tolakandro. Tsiravina ireo nahita ny tao anatiny : fatin-jaza roa, kambana raha araka ny fitantarany, no indray hita tao. Nampanatsoina ny BMH izay tonga teo an-toerana naka ireo razana. Raha ny fanazavan’izy…