Tags: maty voatifitra

Ny alin’ny asabotsy teo dia nitrangana fanafihana mitam-piadiana maromaro tamin’iny Atsimon-drano iny. Vola an-tapitrisany no voaroba ary olona roa no notifirin’ireo jiolahy ka namoy ny ainy ny iray  araka ny fanadihadiana nataon’ny mpitandro filaminana dia andian-jiolahy iray ihany izy ireto. Imerimanjaka. Ny fanafihana voalohany dia nitranga tao Imerimanjaka – Ambohijanaka. Ny alin’ny asabotsy, tokony ho…

# – Fihaonana. Maty voatifitra i Elysé. Ny 23 novambra teo, tao an-tsenan’i Fihaonana dia voasambotra i Mamitiana noho nyresaka halatr’omby. Rehefa nohadihadiana izy dia nanoro ny namany roalahy. Natao ny vela-pandrika ka tamin’ny 1 ora maraina ny fotoana. Vao nahita ny zandary anefa dia nandositra ireto roalahy ireto ka voatery nitifitra ny zandary. Maty…