Tags: Miandrivazo

Tsy mety mijanona ny halatra omby ataon’ny dahalo any amin’ny disitirikan’Ankavandra sy any Miandrivazo. Vosokajy ho faritra mena ireo toerana ireo raha ny asan-dahalo no tenenina. Tsy mikely soroka miady amin’izany ny Zandary any an-toerana, indrindra hatramin’ny nametrahana “Officier coordinateur”, ka misy ny vokatra azo. Ny 11 avril 2014 dia malaso 12 lahy mirongo barim-borona…

Goragora ve fanabeazana sy ny rafi-piarahamonina amin’izao, fa hatramin’ny mpianatra eny amin’ny CEG dia mangalatra omby, toy ny tranga tany Miandrivazo ny zoma lasa teo. Roa lahy no tra-tehaky ny fokonolona nangalatra omby niraoka ahitra teny an-tsaha, izay lehilahy 21 taona ny iray niaraka tamin’ity tovolahy mpianatra taona fahatelo ity. Romotra noho ny firongatry ny…

Herinandro izay no nahatongavan’ny andiam-balala tao amin’ny distrikan’i Mandoto. Marihana fa valala avy ao Miandrivazo, faritra Menabe, ireo. Tsy mbola nisy fiantraikany tamin’ny volin’ny tantsaha aloha hatreto ny fisian’ireo andiam-balala ireo, ary tsy mbola naharay fitarainana ny lehiben’ny  distrika raha ny resaka nifanaovana taminy. Toerana dimy ao Mandoto no ipetrahan’ireo andiam-balala ka faritra iray no…

Airtel : Madagascar au secours des sinistrés de Miandrivazo

Airtel Madagascar poursuit ses actions sociales. Après Mahajanga et Toliara, c’était au tour de Miandrivazo de recevoir l’appui  de cette grande société de téléphonie mobile, de mobile banki,g et d’Internet. Faut-il en effet rappeler qu’après les fortes pluies provoquées par le cyclone Deliwe, la rivière Mahajilo était sortie de son lit, provoquant des inondations à…

La pluviométrie actuelle satisfait les agriculteurs. Les quantités de pluie tombées depuis la seconde quinzaine de décembre et durant les mois de janvier et février, sont plutôt favorables aux activités agricoles, notamment les cultures maraîchères et les légumes, en dépit de quelques cas de pluies plus abondantes que nécessaire. Le calendrier cultural semble pour l’instant…

Mananintanina indray ny fiavian’ny andiam-balala ho an’ny faritra andrefan’i Vakinankaratra iny, mipaika amin’ny faritra Menabe. Amin’izao fotoanan’ny rotsak’orana izao mantsy no tena mahafoy ireo atodim-balala miampy ny andro migaigaina. Manomboka foy ireo atodim-balala raha ny vaovao voaray  ka mitaintaina ny mponina. Efa maro be mantsy ny vokatra nolalovan’ireo kijeja eny antampon-tanety, izay efa tena maro…

Invasion acridienne : Cinq communes touchées dans le district de Miandrivazo

Les criquets continuent de se multiplier et de faire des dégâts dans la Grande Ile. Environ 60 % de la population malgache  sont menacés par ce fléau et 4 millions de personnes sont déjà répertoriées en tant que victimes. Avec la poursuite de l’invasion des criquets, il faut croire que les efforts, sinon, les moyens…

COI : Bientôt un comptoir du haricot à Maurice

La Commission de l’Océan Indien (COI) mettra bientôt un projet de développement de la filière haricot au niveau de la région. En effet, un comptoir du haricot sera installé à Maurice, a-t-on appris de source auprès du secteur. Pour être compétitif sur le marché, Madagascar prévoit ainsi dès maintenant d’améliorer sa production tant en quantité…

Miandrivazo : Miaramila nandroba matin’ny fokonolona

Nanao fanamparam-pahefana tao amin’ny toeram-pisotroana ireo mpitandro ny filaminana roa lahy. Naka vola, nitifitra. Tezitra ny olona… Tezitra ny olona noho ny nafitsok’ireto miaramila mitam-basy. Vao nanomboka ny taona dia efa feom-basy no niainana tao Miandrivazo ny alarobia teo, andro voalohan’ny 2014. Niditra tao amin’ny trano fisotroana ireo miaramila roa izay rehefa nohamarinina dia miasa…