Tags: Miaramilan’ny RTS

Fantatra ankehitriny fa miaramila miasa eo anivon’ny toby RTS ilay hita faty tao anaty rano tetsy Alakamisy-Fenoarivo. Rabenarivo Tahina no anarany  ary nivoaka tamin’ny andiany faha- 13 teo anivon’ny sekoly fianarana ho manamboninahitra lefitra izy. Raha ny fanazavana azo dia ny zoma lasa teo izy no nisy nahita farany, avy niasa alina ny alakamisy. Loharanom-baovao…