Tags: Minisitry

Ny tsaho no marobe fa raha ny tena marina dia nanotrona ny mpiara-miasa aminy, amin’ny samy maha-miaramila, no tena nahatongavan’ny “Chef de corps” an’ny toby RFI teny amin’ny fitsarana ny alatsinainy lasa teo, raha araka ny fanazavan’ny minisitry ny Foloalindahy omaly, nandritra ny fiarahabana tratry ny taona azy sy ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimaria. Nentiny…