Tags: mivaro-tena

Vokatry ny fahasahiranana, eo ihany koa ny ankizy te-hanala azy fotsiny noho ny fitiavan-dredraredra sy lamaody, 12 taona na latsaka kelin’izany dia efa miroso amin’ny fivarotan-tena ny ankizivavy ao Toliara. Misy amin’izy ireny mbola mpianatra eny amin’ny EPP, ary fantatry ny ray aman-dreny ny zava-misy, nefa tsy mivaky loha ireto farany, satria mitondra vola mody…