Tags: Morarano

Ny alatsinainy 17 febroary teo tao Morarano-Ampanahazana (Manjakandriana) no maty ity rangahy efa mananika ny faha- 69 taonany, somary hafahafa ny fisehoan’ ny aretiny ka nampiahiahy ireto fianakaviany. Tamin’ ny sivy ora maraina  no voalaza fa nahataperan’ ny ainy,avy hatrany dia nihetsika ireto fianakaviany ka naka dokotera mba hanao ny fizahana ny razana. Ny valiny…