Tags: moto

Les Forces de l’ordre n’ont pas chômé ces derniers temps. Le week-end dernier et vers le début de cette semaine, un gang à moto et deux autres personnes ont été arrêtés par les forces de l’ordre. Le Marais Masay et Ivandry étaient le théâtre de ces interpellations. En tout, six personnes sont actuellement entre les…

Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny “Commissariat de Police” Antanifotsy ny roa lahy mpangalatra moto sy ny lehilahy iray mpividy ny moto halatra. Ny alarobia 26 febroary 2014 teo izy ireo no voasambotra, ka ilay lehilahy mpividy halatra teo Ilempona ary tany Ambohimandroso kosa ireo mpangalatra. Very teny Alarobia Amboniloha Antananarivo ny moto iray. Nametraka…

Teny amin’ny lalam-pirenena faha 7  PK13 iny no nisehoan’ny lozam-pifamoivozana, ny alatsinainy lasa teo.  Avy any Antsirabe ity moto no hitodi-doha hiakatra aty an-drenivohitra. Niampita tampoka ity ramatoa iray ka tsy nijery ny fifamoivozana avy aty amin’ny ilany  havia. Avy hatrany dia voafoakan’ ilay moto izy tamin’izany ka nitsirara tamin’ny tany. Mafimafy ihany moa ny…

Tetsy  Ampefiloha ny  tovolahy iray mananika faha dimy ambin’ ny roapolo taona any ho any,  izay manana itony aretina tsy fatam-piavina mahatonga azy ho tsy tompon’ ny tenany, nefa toa matanjaka be sady  manao izay hitsin’ ny sainy fotsiny. Sendra ny fandalovan’ ny fisafoana nataon’ ny polisy izy ireo tamin’ izany ka dia nanolo-tanana ny…

Moto – 4H Honda 2014 : 40 équipages se mesureront à Ambohimanga !

La course de moto, “ 4H Honda” entrera dans sa 11e  édition cette année.  Les acharnements se disputeront à Ambohimanga Rova au Vohitra Paradisa, ce samedi 23 février s’ils se déroulent à Ambatolampy Tsimahafotsy. Auparavant organisée par la société Henri Fraise & Fils, Madauto, représentant de la marque Honda, KTM et Polaris à Madagascar reprennent…

Fanafihana Antanimena : Olona efatra avy niandry faty nosamborina

Petara fa tsy grenady ilay nampiasain’ny jiolahy nandeha môtô ka nampisahotaka ny mpitandro filaminana. Ratsy fivoahana izy ireo, satria sendran’ny toe-javatra mbola nifamahofaho be ary mbola nafana be ny fitadiavan’ny pôlisy ireo jiolahy tetsy Antanimena, fotoana fohy taorian’ny fanafihana ilay toeram-pisakafoanana teo an-toerana. Vao avy niandry faty izy ireo ka handeha hamonjy tokantrano no nifanena…

Antanimena : Baomba sandoka nampisahotaka ny mponina

Tsy natao ambanin-javatra ny fahitana ilay sakaosy nampiahiahy. Omaly tokony ho tany amin’ny 11 ora tany ho any, nisahotaka ny teny Antanimena fa nisy sakaosy nampiahiahy teo amin’ny sisin-dalana ampitan’ny fivarotan-dasantsy Total. Ny voavao vaoray no nahalalana fa tamin’io maraina io, nisy olona nitondra moto naniraka ankizy iray hanatitra sakaosy ao amin-dry Masera. Nomeny vola…

Daroka sy vono no nahazo ilay lehilahy nitondra moto nidaroka mpamily iray teo Ambatomitsangana, ny faran’ny herinandro lasa teo. Tokony ho tamin’ny valo ora alina, ny harivan’ny zoma  teo, lehilahy iray nitondra moto no nodomina fiara R11  avy ao aoriana. Nianjera nitrotrongy ilay lehilahy ary nisy fahapotehany ny moto nentiny. Nentim-po loatra ranamana ka nony tafarina, avy…