Tags: Mpanao gazety

Tsy mety fay ary misy mpanao politika sasany tsy maty voalavo an-kibo mihitsy tsy mahazaka resy. Ny asabotsy hariva teo tokony ho tamin’ny 5 ora dia notafihana kandidà depiote Toliara I iray, izay tsy lany tamin’ny fifidianana farany teo iny, niaraka tamin’ny namany teo imasom-bahoaka sy ny mpiara-miasa aminy, tao amin’ny toeram-piasany, ny namana Mpanao…

Ny 31 desambra lasa teo, tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany maraina dia nitrangana lozam-pifamoivoizana tamin’ny làlam-pirenena faha-34, mankany Morondava iny. Tao Mandoto no niseho ny loza teo amin’ny PK 100+400. Vokatry ny torimasofotsy nahazo ny mpamily no nahatonga izany, ka nivoaka ny làlana ny fiara ary nilatsaka tany anaty hantsana. Fiara Hyundai izy…